National anthem of Madagascar (unconfirmed, c.1890)

1. Andriamanitra ô!
Tahionao ny Mpanjakanay,
Dia Ranavalona:
Ho ela velona
Hifaly aminao.

2. Mahery Hianao
Dia aoka ho aminy anie
Ny hasoavanao,
Hampandroso any
Ny hamarinana.

3. Ampitoero nao
Ny fanjakan’ny taniny
Izay natolotrao
Ho tsara entiny
Izay vahoakany.

‹ back to Proposals and unconfirmed anthems